Feom-baliha mamantonalina (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ritsodritsoka ry lahy
Feom-baliha dwcprk mamatonalina
Toa manaitra ny fanahy
Sy mamongatra tsiahy
Moa ve tononkira.serasera.org mba hiampita any ?
Feom-baliha kanefa moa
Kalokalo amin’ny alina
Indray misondrotra tokoa
Indray mihemotra ary koa
Zary nofy kosa no hiafaràny
Faly wory mikalo hiran’ny fitia
Faly ny foko vxwxfvx te hiara-dia
Eny valiha ka valihako
Mandefa ventso mba ho aiza moa ?
Mba hiriako raha injao
Kalo tonga eo an-tsofinao
Feom-balihako izay
Te hitafa hifandray
Ka hamoha ny fitiavanao
Feom-baliha dwcprk mamatonalina
Toa manaitra ny fanahy
Sy mamongatra tsiahy
Moa ve tononkira.serasera.org mba hiampita any ?
Feom-baliha kanefa moa
Kalokalo amin’ny alina
Indray misondrotra tokoa
Indray mihemotra ary koa
Zary nofy kosa no hiafaràny
Faly wory mikalo hiran’ny fitia
Faly ny foko vxwxfvx te hiara-dia
Eny valiha ka valihako
Mandefa ventso mba ho aiza moa ?
Mba hiriako raha injao
Kalo tonga eo an-tsofinao
Feom-balihako izay
Te hitafa hifandray
Ka hamoha ny fitiavanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gilles RAMIARISONVangy : 1570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:26
