Tsy adino (GIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tiako ho tanisaina izay ratsy nitranga
Fa ny tsara ataovy an-tsaina ka aza atao kinanga
Nolalovantsika teo ilay lalankelin'ny fitia
N'inon’inona vita hatreo
Ny fitia ho doria
Nodiavintsika koa rmzb ny hehy sy tomany
Notetezina avokoa ny ambony sy ambany
Nolalovantsika aynst teo ilay lalankelin'ny fitia
N'inon’inona vita hatreo
Ny fitia ho doria
Ireo ahiahy tsy sahy nolazaina
Ary ny hafaliana izay notantaraina
Dia nanosika ahy hino foana
F'isika mbola hihaona
Ny veloma no atao ho an'izay hifandao
Fa kmotgqch ny antsika hoy ianao arahaba vaovao
Nolalovantsika teo ilay tononkira.serasera.org lalankelin'ny fitia
N'inon’inona vita hatreo
Ny fitia ho doria
Mandram-pihaona indray
Mandram-paha ... mandram-pihaona indray
Giana/Voahirana/Joel Rabesolo

--------
Lien:
Commentaires
Sandapisou
(
09/02/2025 18:14)
Fichier otrany aona