Foiko Ho Anao (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sendrasendra
nahitako an i Jesoa
Tsy nampoiziko
mihitsy izany

Taitra aho
Tompo o
Fitsimbinanao
mihtsy izany

Foiko ho Anao
Omeko ho Anao
Izay Tianao
Izay Tianao

Sitrakao
Sitrako

Efa ela aho
niandry an i Jesoa
tonga mihitsy
Izy androany
taitra aho Tompo o
fitsimbinanao
mihitsy izany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Geremioh Randrianaivo
Visites : 1392
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : gasy2016
Date : 07/02/2016 13:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072