Rano sy Vary (Gas'One)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ze mitsiko ro mokotse e!
Ampela-tagnako ty fa tsy ho vototse e aia a!
Mifaly anareo mahita anay mifamaly ô chefo ô!
Arakarake mampiady anay,
Mampitombô fitiavako anazy
Vavan'olo tsy hiala amin'azy tsy asiko sira
Resan'olo ambadiky tsy ataoko ampi-delira

Io masôva,
Ny tokatragno, ny adiady sy ny disadisa,
Io tsy miova a!
Tsy voavidina miliara na vola an-tapitrisa

Refrain:
Nenay roa rano sy vary
Tsy mifagnary e aia !
Na antanimbary na agnaty vilagny,
Tsy afa-misarake
Satria fa rano sy vary e!

Tomobily tsy mandeha izikoa tsisy essence i!
Fety tsisy raha magneno koa tsy mbô misy ambiance i!
Appel tsy mandeha izikoa tsisy credit ii e!
Fiaignako tsy misy raha manjary tsisy ananjy an an an

Io masôva,
Ny tokatragno, ny adiady sy ny disadisa,
Io tsy miova a!
Tsy voavidina miliara na vola an-tapitrisa

Refrain:
Nenay roa rano sy vary
Tsy mifagnary e aia !
Na antanimbary na agnaty vilagny,
Tsy afa-misarake
Satria fa rano sy vary e!

Fomba ny vary mila rano, (Tsy afa misarake)
Na agnaty vilagny gne vary mila ranô,
(Tsy afa misarake)
Na mihinam-bary mila misotro rano,
(Tsy afa misarake)
Mifameno atsika roa vadiko ô,
(Tsy afa misarake)

Refrain:
Rano sy vary
Tsy mifagnary e aia !
Na antanimbary na agnaty vilagny,
Tsy afa-misarake
Satria fa rano sy vary e!

Refrain:
Rano sy vary
Tsy mifagnary e aia !
Na antanimbary na agnaty vilagny,
Tsy afa-misarake
Satria fa rano sy vary e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Gas'One
Visites : 235
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rfvrose
Date : 10/10/2023 10:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739