Gouttes kely (GangstaBab)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasambaram-betivety
Tsy atakaloko ny mody
F'efa hita fa tsy mety
Tsy vahaolana tsy fanafody

Gouttes kely vitsivitsy nefa mahataraiky
Zah hiala pas mitsikitsiky
Fa ianao tsy manaiky
Teo vao tsapako fa mamy, mamy kay ny mody
Fa zah tavela eo amin’ilay vorombe tsy fihinana.
--------
Lien:
Commentaires
asylumefreder ( 21/05/2016 07:33)
Aiza ku de io fotsn e!Lava be io hira io a
ikalamako ( 21/05/2016 11:03)
Fa angaha voatery soratana daholo ilay izy miverimberina ? sa soratako eto koa ny feon-kira ? mdrrrrrrr
hery ( 21/05/2016 12:51)
lol

Io fotsiny no miverina intelo miaraka amin'ny interlude ka.
aminalovaso ( 21/05/2016 14:58)
Mb atov eo hoe n feon io hira io f ts tadidik... Lol
ikalamako ( 21/05/2016 15:05)
drenn drenn drennn..trantrantrannnn - tpt beuh
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : GangstaBab
Visites : 8290
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 20/05/2016 14:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496