Tsara tso-drano anô (G4TRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivoleza anao amin'ny tangatriky, sao dia manegninyIzy koa anao mbola tia (mbola tia), misy raha donc agny mahavariagna
Mahatonga anao izaho ity niôva, magnano tsy fatao ô! ô! ô!
Tsisy kôza connexion, foagna discussion
Nefa ambarako anao, ambany masonao fô zahavo
Fa sarotra ny miala ny mahazatra anao
Refrain:
Kiss kiss efa nanoiko ô, tambitamby efa namiako ô!
Safosafo jiaby efa atao (an an an)
Tangatriky mbola anoinao (anoinao), sengisengy mbola ataonao (ataonao)
Efa empaka izaho rô
An an an, tsara tso-drano anao... (in-2)
Ragga:
Ino raha volagninao aminahy, ny aty fa lasa aloha fa tsy afara
Miketriketrin'olo zegny tsy tsara, anao koa tsy mandigny miala pà!
Andao mibôna mampamangy, ny tsy miasa lôha na hitomagny e!
Solonao efa paré efa mandigny any, zarako aza anao koa miala akagny e!
G4TRO (2017)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : G4TROVisites : 2087
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 27/10/2017 17:46