Fahendrena (FTVLM Miarinkofeno Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ary aoka ho toy izany
NY fiainam-pahendrena
Ho an'ny fanahinao
Fa raha azonao izany
Dia hisy hiafarana
Ka tsy ho foana ny Fanantenana

Ref: Jesosy Tompo o!
       Omeo fo madio
       Ry Mpanjakanay Tsitoha
       Voninahitra ho Anao
       Ny andro hiainako dia
       Hitory Anao
       Faniriako Tompo o!
       Ho eo anilanao doria

2- NY havelomako eto an-tany
Dia ny famindramponao
Ry Jesosy Mpanjakanay Tsitoha
Ka mangataka Aminao
NY hanomezanao hatrany
NY fahendrena avy Aminao Jeso

Ref: Jesosy Tompo o!
       Omeo fo madio
       Ry Mpanjakanay Tsitoha
       Voninahitra ho Anao
       Ny andro hiainako dia
       Hitory Anao
       Faniriako Tompo o!
       Ho eo anilanao doria

Dera, laza ho Anao ry Tomponay.

…………………….
A/C: Stenny ANDRIAMANANTENA
©?Rindra Fitiavana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FTVLM Miarinkofeno Antsirabe
Visites : 218
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rindra780
Date : 03/02/2025 12:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695