Mbola hafa ihany (FMZ(Fanilo Midera an'i Ziona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihazakazaka be
Ny fiainana
Rotoroto isan'andro
Tsy misy hitarainana
Tsy antitra tsy tanora
Fa samy,torovana
Mitady izay vaha-olana
Hivoahana
Aiza tononkira.serasera.org intsony moa
No hizorana
Aiza no haitàna
Hasambarana
Fa ny làlana rehetra
Tapitra mihidy eh eh
Feno haizina ujbnfbc avokoa
Réf:
Mbola hafa ihany
Ny manana an'i Jesosy
Ho Tompo sy mpamonjy
Mpanjakan'ny fiainany
Tsy miady irery
Amin'ny olàna amin'ny fiainany
Matöky izy eh, matöky izy eh eh eh
Ny fitantanany
Aiza intsony moa
No hizorana
Aiza no haitàna
Hasambarana
Fa ny làlana rehetra
Tapitra mihidy eh eh
Feno mrdpxjv haizina avokoa
Réf:
Mbola hafa ihany
Ny manana an'i Jesosy
Ho Tompo sy zmigy mpamonjy
Mpanjakan'ny fiainany
Tsy miady irery
Amin'ny olàna amin'ny fiainany
Matöky izy eh, matöky izy eh eh eh
Ny fitantanany
A/C:Andrisoa Rivolala 2019
Ny fiainana
Rotoroto isan'andro
Tsy misy hitarainana
Tsy antitra tsy tanora
Fa samy,torovana
Mitady izay vaha-olana
Hivoahana
Aiza tononkira.serasera.org intsony moa
No hizorana
Aiza no haitàna
Hasambarana
Fa ny làlana rehetra
Tapitra mihidy eh eh
Feno haizina ujbnfbc avokoa
Réf:
Mbola hafa ihany
Ny manana an'i Jesosy
Ho Tompo sy mpamonjy
Mpanjakan'ny fiainany
Tsy miady irery
Amin'ny olàna amin'ny fiainany
Matöky izy eh, matöky izy eh eh eh
Ny fitantanany
Aiza intsony moa
No hizorana
Aiza no haitàna
Hasambarana
Fa ny làlana rehetra
Tapitra mihidy eh eh
Feno mrdpxjv haizina avokoa
Réf:
Mbola hafa ihany
Ny manana an'i Jesosy
Ho Tompo sy zmigy mpamonjy
Mpanjakan'ny fiainany
Tsy miady irery
Amin'ny olàna amin'ny fiainany
Matöky izy eh, matöky izy eh eh eh
Ny fitantanany
A/C:Andrisoa Rivolala 2019
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
05/08/2024 14:53)
Samihafa amin'ilay https://tononkira.serasera.org/mpihira/feo-mahafaly-ny-ziona ve?
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FMZ(Fanilo Midera an'i Ziona)Visites : 755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivolala
Date : 05/08/2024 13:00
