Mbola misy fanahy (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy fanahy voatokana ho ahy
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Mbola ao ny finoana miaina ao anatiko ao
Ka ny tsara tsy ho foana tsy hangina satria mbola ao ilay tia

Mbola misy mpiantra,mbola misy mpamela
Mbola misy mpiaro,mbola misy tavela
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Ka ny tsara tsy ho foana tsy hangina satria mbola ao ilay tia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 1384
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miaranamih
Date : 19/05/2016 08:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1224