Ny fanompoko Anao (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanompoko anao jeso tsy asiko fetra
Satry ianao no Tompo ny zavatra rehetra
Na ny fitsapana latsa eso no mahazo ahy
Tsy ampiova tsy ampiembotra satry ianao no miandry ahy}×2

Ijoro hatrany aho anohy izany dia
Satry tiko lotra ny fiderana anao ry Tompo tia
Mampahery ilay fanahy.hijoro aho ho tena sahy}×2

Koa atanjao re ry ray ilay finoko
Fa mandrakizay no toki-panompoko
Tantano hatrany @ lala-mahitsy
Hatratra ny tanjona dia ilay PARADISA

Koa atanjao re ry Ray @ fahaniriko
Ny tapaka sy ny namako ary ny fianakaviko
Samy tiako daholo ka samy ho mpandova
Iala amin'ny ratsy fanao ka iova

Jeso oh.sambatra lotra aho eo anilanao
Ahafoiko avokoa reo ditra retra izao
Tsy ananjava mahory
Fa tretrika toko
Heniky ny hasoavanao
Henika heniky ny soa

Halelouya!!!! Halelouya .......


Zaii miverina indro daholo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEOMAFI
Visites : 1544
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 29/09/2016 10:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753