Fa Angaha (Felaniary ft Lillie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa angaha moa fantatrao ny amiko
Fa angaha koa hainao ny tantarako
Mba fantatrao ve izay ho tanjoko
No avy hatrany dia noraisinao
Nanorotoro sy nambabo anao
Notehirizinao tam-ponao tao
Ilay fitia ‘zay nomeko anao

Raha tianao fantatra ny marina
Momban’ny fitia izay natolotrao
Niniko tsy tononkira.serasera.org mba nofantarina
Ny mombanao sy ‘zay tantaranao
Ny avy hatrany dia nanaitra ahy
‘reo masonao izay nibanjina ahy no nahababo ahy


Fa tiako fotsiny tsisy oe nahoana
Tsy mila fanazavana
Tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako
De efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany

Tsy mila adihadihana
Tsy asiana fanontaniana
‘Zaho efa tia
Ianao koa tia, Ah….y

Raha tianao fantatra ny marina
Momban’ny fitia effgpcvj fobq izay natolotrao
Niniko tsy mba nofantarina
Ny mombanao sy ‘zay tantaranao
Ny avy hatrany dia nanaitra ahy
‘reo masonao izay nibanjina ahy no nahababo ahy

Ianao sy ny mombanao rehetra
Na tsy lazaina poeffiuh aza, de efa fantatro


Fa tiako fotsiny tsisy oe nahoana
Tsy mila fanazavana
Tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako
De efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany

Fa tiako fotsiny tsisy oe nahoana
Tsy mila fanazavana
Tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako
De efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany



Tsy mila adihadihana
Tsy asiana fanontaniana
‘Zaho efa tia
Ianao koa tia, Ah….y

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Felaniary ft Lillie
Visites : 30
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andryravalimanana
Date : 02/07/2026 12:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0409