Salama akory aby (FEFIKRI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Salama akory aby eh ! (×2)
Ino maresaky vaovao (×2)
Salama akory aby eh ! (×2)
Ino maresaky vaovao (×2)

Eh Soa tsara tsy manahy anay aby eto ah
Fa notahian'i Jesosy mpanafaky eroa ah
Manaranaraka koa ireo hanaikaiky anazy
(Fa tsy manahirana)
Tsy misy raha manahirana fa da courage
Ino maresaky vaovao (×2)




Eh Soa tsara Tsy manahy anay aby eto ah
Fa notahian'i Jesosy mpanafaky eroa ah
Manaranaraka koa ireo hanaikaiky anazy
(Fa tsy manahirana )
Tsy misy raha manahirana fa da courage

Salama akory aby eh
Ny avaratra
Salama akory aby eh
Ny Antsinana
Salama akory aby eh
Antandrefana
Salama akory aby eh
Ny Atsimo
Salama akory aby eh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFIKRI
Visites : 154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 11/07/2025 10:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0748