Longonao (Fanja Noukah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Longo tegna ndre ratiraty
Longo tengna avao
Gnagn'olo soa, tsy ombia omeny anao
Baban'olo tsy ho babanao,
Nenin'olo tsy ho neninao.
Hey!!!...

Anakin'olo ô!, tsy ombia anakinao (X2)

Ref:
Longonao e!, longonao avao e! (X2)
Gnagn'olo soa, tsy ombia omeny anao (X2)
Engao am'zay andolompo ndreky fialonanao ôh ôh ôh!
Ny hiafarana ...
Samy ho any amin'ny lalan-tokana!

Longonao e!, longonao avao e! (X3)

Ambony tany eto misy tsara, misy raty
E e eh!
Mazava loatra ny hafarana tsy maintsy ho faty!!!
Olom-pilongo ô, tsy tokony hifampirafy
Mbo misy aza sasany tsy mifandevi-maty.
Heyy!

Longonao ô, longonao avao ndre ratiraty (X2)
Eh! e e eh!

Longonao e!, longonao avao .......


BACKOM LE RASTA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanja Noukah
Visites : 1077
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 02/07/2020 23:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773