Soa lavo hahay hamindra (Epistolier)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
soa lavo hahay hamindra ya
koziko amlah fa tsy maintsy ho tafa elah my man
fa androany ihany elah no mandringa ya
radem miseho ny sun, zao ihany no tratra hariva ya
mozikanlah tsy malaza fomban-javatra io my nigga ya

aza manahy ialahy fa ny mozikanlah bomba
ilay rapnlah mipirina ao am-bovo iny efa atsy ho atsy io de ipoaka
f'aleo iodina ny kozy, ilàna fotoana aza manahy
fa mbola hoa avy ilay toi anao live tonga dia guichet close

androany aloha mbola anaty ala mbola tsy hafaka hisioka
dia bobaka koa ny star andalana raha toa elah te hi-feat fa Fuck
mbola tsy kobony manko ilay fonlah midoboka Fuck
ilay mikozy hoe hita mihitsy hoe bandy kely vao manomboka

istawak io satria lé rap anatinlah efa koboko hoe latsam-paka io
dia ho avy andona mafy ohatry ny kalaky io
tsy atao mahakivy raha izay label tsy hanohana
ho anenenany io indray andro any aza tohana
AZA MIJANONA MIRAP

music

soa lavo hahay hamindra lesy
ekeko hoe ny ts1 mety hapitapy fa boto ny tena mitraka foana ka mangina lesy
tsisy hoe tratran'izay enjana
fa sipa tsisy hazon-damosina aleo hiala fa vendrana mazendana

zandry ah aleo izy ho any raha iataka
ts1 mbola matimatina daba manataka ça veut dire sipa tsy afaka
yo! lamba efa ratsy iny aleo koa hiova tady
raha iray no lasa dia mitoatoa koba hatavy

mbola tanora elah lesy mitsangana raha toa elah resy
fa mbola be ny soa, sipa iray tsy hahafaty fandalovana ny aretim-po
nefa, mbola mitobaka ohatran'ny ananana ny ts1 afaka fihinina
tantara lasa aleo hivalona fa atao inona dia F...

miseho milay @ filatsaka snob malefaka
ataovy an-tsaina ho iny ve dia ataoko ambony noho ny tenako
mbola be ny solony raha tsy tiany elah
tapahako ny akihikeliko raha tsy hazaka ts1 mbola tsara noho iny elah FA OAY LEE

soa lavo hahay hamindra nigga
efa nkoziko hoe be loatra ny ambom-poko
izay indray indray aloha tsy hafeniko an'iza n'iza
dia androany manjelatra dia reharehako hoe raha nikopak'elatra aho dia
tolona no tao fa tsy nisoleleka aho
Ny RAP-ko lasa ambony,voatonona hatrami’ny anarana,……
Bandy ni-fuck anah taloha, izao mitady anah ho tohatra fiakarana
Fomba fisainana mahalatsaka,…
Fa taiza ialahy tamin’ilay za nikozy hoe “ za no mi-pel ny stud fa andao mba hiara-handatsaka”
Bobaka ny mpamadika palitao,…
Kozio ny ex-ko fa mbola tsara lavitra noho izy ny sipako ami’izao
Fiainako efa calée,
Bandy tsy afaka aho, na izany aza atao ny soa,,Hay marina ny havendranana tsy mifidy tarehy
bobaka ny mpamadika palitao
mivoatra foana dia napetako ary ny sunglasse-ko
resy aho omaly fa tsy hafaka resena nyahy ilay come back
Fandreseko tefaka ho an’izay nanambany anah
Fa vitako ihany ny sera fa adalan’ireo izay nanary anah.
--------
Lien:
Commentaires
mendrika2017 ( 15/03/2017 08:39)
mlay b io eh!!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Epistolier
Visites : 5682
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : mendrika2017
Date : 15/03/2017 09:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802