MBOLA HIHAONA INDRAY (ELIXIR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Niezaka aho ny hijery anao teny ho eny
Reraka ihany aho tsy ho tanty anefa izany
Ny orana nilatsaka ts'hita hanelo ahy nskbs ianao
Izaho irery mitomany
Tsy ho tanty anefa izany
Ny alahelo no manaraka ahy
ahjugi Tsy tazako ianao
Sentosento sy ahiahy
Satria lasa ianao
REF: Tadidy ilay tantara anak'iray
Ankehitriny anefa isika tsy ho iray
Nisampana ny fo te hifandray
Kopa-tanana fa tsy ho mandrakizay
Fa tononkira.serasera.org mbola hihaona indray
2-Dia nisampana ny dia ny fontsika hifankafoy
Namangidy ary izany ho tlqeb zakaiko ihany
Nifanesy koa ny taona ny lasa tsy ho adino
Ny fiainana mandroso foana
Ka mbola hihaona indray

--------
Lien: