Tsara tsodrano (Elinot Miller ft Ykar'j)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ykar'j)
Yes na Yah
Efa kôpy ianao e

Tsy notereko anao niaraka Taminah
Efa nitantaraiko avao ny fiainako izay
Hoe bandy tsy manam-bola an'iao tsy manan-kataho
Mbola vitanao agnambela anah hotran'izao
    Tsy magnino fa hiaretako na de marary e
   Androany aho tomagny fa rampitso mety mbola ho faly
   Anao raha nahita ny dandy manam-bola a
   Da tena vitanao ro niala anah moramora


Tsara tso-drano ô!
Masoava veloma
Mavitah tokatrano ô
  Tsara tso-drano ô!
  Masoava veloma
  Mavitah tokatrano ô
Tsara tso-drano ô!
Masoava veloma
Mavitah tokatrano ô
  Tsara tso-drano ô!
  Masoava veloma
  Mavitah tokatrano ô
(Elinot Miller)
Very jiaby ny ezaka nataoko ô!
Kay anao viavy fitsy vara² a!
Yeuh
Fotoagna very koa ny soa efa vitako ô!
Tsy tanga anao igny namaky vala
   Niezaka iao igny nagnano izay mety e!
   Fa ny antsika viavy ahiko fa tsy anjara a!
   Biribory tany karah kanety e!
   M'tsodrano anao zaho namatsara
Isan'andro anao m'montsomontsondava a!
Nefa tsy ahiko ny hadisoako ô
Kay anao viavy gn'efa tehiala a
Aleo hifarana ny tantara a
   Tsara tso-drano ô!
   Masoava veloma
   Mavitah tokatrano ô
     Tsara tso-drano ô!
     Masoava veloma
     Mavitah tokatrano ô
(Elinot Miller) Yah
Taloha anao anjeliko
F'amin'izao lasa feriko
Ny agnampody anao nga
Tsy agnaty menimeniko
Raha lavo aho mitraka
Fa mbola managna ny heriko
Na magnidy io na mamy
Da tsy maitsy hateliko
Hagnanaovako azafady
Fa tsy tiako anao ravady
Ianao de fakam-panah
Fa tsy ilay faka-bady
Raha ma hita manam-bola
D'akô tsy mpanam-bady
De aleo tso-drano no homeko
Fa valaky aho gniady
   Tsara tso-drano ô!
   Masoava veloma
   Mavitah tokatrano ô
     Tsara tso-drano ô!
     Masoava veloma
     Mavitah tokatrano ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Elinot Miller ft Ykar'j
Visites : 55
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ElinotMiller
Date : 27/08/2024 04:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716