Mpandresy (DWAYNE ALI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy misy anao
anao ny foana
alaelo sy hakivina no mameno ny fo
Rako javona avokoa anie
Ny lalàna ombako
Raha tsy teo ianao
Nitantana ny dia
soa ihany ry Ray fa nisy anao
nanome hery
fa raha tsy izany angambany aho
dia very fanahy fa ianao mbola tia
ankehitriny azo antoka ny ho avy
anilanao no misy hazavana

ref:

Na mbola mafy ny ady
tsy hitomany na mpandresy
tsy ho lofika @ tany
fa jesoa ilay mpamonjy
no manomana ahy androany
izy hatrany no hitantana ny dia
havaoziny isan'ora ny famindrampony
potika taloha ka tsy tsaroana
n'inona iseho anio izao no tadidio
zanany anie ianao ka tsy hafoiny

raha sendra ady mafy
mila tsy ho tanty
raha sendra olana ianao
izay saro-bahana
jesoa no antso fa izy no hanampy
hahatonga anao tsy ho very
fa hitantana ny dia

ka nadia manantona afo
aza dia tsy ho may
fa izy no mihaino izay fakam-panahy
ianao io zay mino
azo antoka ny mandrakizay

ref

Na mbola mafy ny ady
tsy hitomany na mpandresy
tsy ho lofika @ tany
fa jesoa ilay mpamonjy
no manomana ahy androany
izy hatrany no hitantana ny dia
havaoziny isan'ora ny famindrampony
potika taloha ka tsy tsaroana
n'inona iseho anio izao no tadidio
zanany anie ianao ka tsy hafoiny
(mandrakizay) 4

henoy @ zay no iantsony anao
faingana manantona fa izy tsy handao
ka afaka hamonjy
sy hahatonga anao ho very
efa any am-parany any

ref:
izy ilay hoavy
mpandresy ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DWAYNE ALI
Visites : 4292
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rixman
Date : 28/05/2016 00:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723