MIFONA (DWAYNE ALI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ouh!ouh!ouh!
eh!eh!eh!
ouh!ouh!ouh!
an!an!an!
Mba mamela ahy raha toa misy tsy mety
Mamela fa fandalovana ihany ny eto
Ankehitriny aho mivalo raha toa azo atao
Fa hatrizay aho dia nania dify ny lalanào
Hifonako izay vita rehetra tety
Fa efa vonona hanova izay tsy nety
Mba havaozy izay ao ampoko ao
Te handray famonjena

Ref:
Mba tantano aho ry ray
Anjakao fa ianao no hery
toroy aho hanova ny dina tsy ho very
Raiso aho sao manirery

an!an!an!ouh!ouh!

Efa ela ihany aho niandrandra fiovana
Ka androany mino fa ahita famelana
Ankehitriny aho ry Raiko mivalo aminao
Fa be lotra ny hadisoana izay efa natao

Hifonako izay rehetra vita tety
Fa efa vonona hanova izay tsy mety
Mba raiso raha mbola azo atao
Fa te hiandrandra fiainam-baovao

ref:

Mila anao anie aho
F'ianao no antenaina
Eo anilanao izaho tsy ho irery
Fahoriana,Fijaliana
Ho foana izany androany
Fa ianao ny andrandraina
Hatreto any ambony ny dia
Hanao hira fiderana
Ka ho hisy fatsarana ny ampitso
Ho an'izao tontolo izao

ref:mba tantano aho ry ray......
--------
Lien:
Commentaires
rixman ( 27/05/2016 13:15)
mafinaritra ahy lotra ty hira ity
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DWAYNE ALI
Visites : 2809
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : rixman
Date : 27/05/2016 13:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736