Ho Anao (Dee MK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Pi-maso kely hanambohanaAsio hika mafy ihany hamatarana
N’inona n’inona hitranga eto
Izaho vonona
Hitafa foana ihany, izay ‘lay tanjona
Pré-Ref: Eh Eh Eh x2 Oh this is a moment for life
Eh Eh Eh Eh Ooh let me see body shine bright
Eh Eh Eh x2 Oh so please turn off the light
Put your drunksup music push up
To make everything so right
Ref: Hifampizarako ho anao irery
Ny tsara indrindra avy amiko
Natokako ho anao izany, ka tsy ho lany
F’ianao ilay tokana ato am-poko
Mifaly ma Baby f’andron-tsika androany
Tontolo hafa indray hatsapana ny mamy
N’inona n’inona hitranga eto izaho vonona
Be so rough and turn it loud
You’re not so wrong
Pré-Ref: Eh Eh Eh x2 Oh this is a moment for life
Eh Eh Eh Eh Ooh let me see body shine bright
Eh Eh Eh x2 Oh so please turn off the light
Put your drunksup music push up
To make everything so right
Ref x2: Hifampizarako ho anao irery
Ny tsara indrindra avy amiko
Natokako ho anao izany, ka tsy ho lany
F’ianao ilay tokana ato am-poko
--------
Lien: