Mozika (Datita Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao hisôma, ndao hihira
Zany ihany no fiainana mozika
Kalokalo, dihy, mozika
Tsisy fetra fa andao mba hiaraka

"Tsikitsiky, miran-dava
Mahatamana ny fiainana"(x2)

Tsy mba kivy, tsy irery
Sariaka ireo izay te hiaraka aminay
Tsy mba tery, ny saina madio
Avy aty ary ho namanay
Toa very saina, Toa very maina
Ireo 'zay tsy tia anay
Sangisangy hatrany tsy lany no
Izany no fiainanay.

Ndao hisôma, ndao hihira
Zany ihany no fiainana mozika
Kalokalo, dihy, mozika
Tsisy fetra fa andao mba hiaraka
..................................
Ndao hisôma, ndao hihira
Zany ihany no fiainana mozika
Kalokalo, dihy, mozika
Tsisy fetra fa andao mba hiaraka

"Tsikitsiky, miran-dava
Mahatamana ny fiainana''(x2)

Tsy mba kivy, tsy irery
Sariaka ireo izay te hiaraka aminay
Tsy mba tery, ny saina madio
Avy aty ary ho namanay
Toa very saina, Toa very maina
Ireo 'zay tsy tia anay
Sangisangy hatrany tsy lany no
Izany no fiainanay.

Ndao hisôma, ndao hihira
Zany ihany no fiainana mirindra
Kalokalo, dihy, mozika
Tsisy fetra fa andao mba hiaraka

Instrum..........

Tsy mba kivy, tsy irery
Sariaka ireo izay te hiaraka aminay
Tsy mba tery, ny saina madio
Avy aty ary ho namanay
Toa very saina, Toa very maina
Ireo 'zay tsy tia anay
Sangisangy hatrany tsy lany no
Izany no fiainanay.

''Ndao hisôma, ndao hihira
Zany ihany no fiainana mirindra
Kalokalo, dihy, mozika
Tsisy fetra fa andao mba hiaraka''(x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Datita Rabeson
Visites : 787
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 19/05/2018 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726