Hidera aho (Dadi Love)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny misalasala Tompo o, amin'izay atao
Fa tsy hay ny hiafaragne amy fiainana
Na mafy ny fijaliagna izay niaretanay
Fa fitiavaNao nasehoNao tsy hay takarigne

Raha tsisy Anao aho Tompo o
Maizina
Ny akaikiNao izay no hazavagne
Tsy mety maty
Ny ankilaNao izay no faniriako
Mba ho sambatra
Tsy manan-tahotra aho
Amin'izay alehako

Tompo o, hidera Anao aho
Hitory ny filazantsaraNao
Fa fitiavaNao tsisy tambiny
Ray o, hanompo Anao aho
Manerana an'izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao mandrakizay
Mandrakizay e, mandrakizay ,
Mandrakizay e,
Tompo o, mandrakizay
Mandrakizay e, mandrakizay Tompo o,
mandrakizay

Raha tsisy Agnao aho Tompo o
Maizina
Ny akaikiNao izay no hazavagne
Tsy mety levona
Ny ankilaNao izay no faniriako
Mba ho sambatra aho
Tsy manan-tahotra aho amin'izay alehako

Tompo o, hidera Anao aho
Hitory ny filazantsaraNao
Fa fitiavaNao tsisy tambiny
Ray o, hanompo Anao aho
Manerana izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao mandrakizay
Mandrakizay e, mandrakizay ,
Voninahitrao Tompo o
Mandrakizay
Hidera Anao aho Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dadi Love
Visites : 2481
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 12/05/2019 21:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108