Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy ny doria (dadah sy fafah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
???? imzl TSY MISY NY DORIA - MAHALEO ??
Hiara-hiaina ny fmuifixy andro androany
ho toy ny andro farany
Hiara-higoka izay mety ho mamy
Mandrapahalefin’ ny tarany
Ny maso gkoerqyu hikipy tsy hahita
ho tapitra ny fofonaina
ho hanenenana izay tsy vita
fa any tononkira.serasera.org ankoatra tsy ho hilaina
Refrain:
Satria ny vintana sy anjara
no mamaritra ny dia
rahampitso ny lalantsika mety hizara
satria tsy misy ny doria
Ny vintana sy lahatra
mety hamingana ny dia
Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra
Satria tsy misy ny doria
Ny ampitso fanontaniana
Mety ho vatana hangatsiaka
handeha hioty izay zava-tiana
Dieny mbola masoandro baliaka
Isaky ny andro izay mifoha
Mety ho farany io ka tadidio
Ataovy andro feno soa
Ho fahataperana ny anio
Hiara-hiaina ny fmuifixy andro androany
ho toy ny andro farany
Hiara-higoka izay mety ho mamy
Mandrapahalefin’ ny tarany
Ny maso gkoerqyu hikipy tsy hahita
ho tapitra ny fofonaina
ho hanenenana izay tsy vita
fa any tononkira.serasera.org ankoatra tsy ho hilaina
Refrain:
Satria ny vintana sy anjara
no mamaritra ny dia
rahampitso ny lalantsika mety hizara
satria tsy misy ny doria
Ny vintana sy lahatra
mety hamingana ny dia
Ny ho avy tsy voatery ho tonga lafatra
Satria tsy misy ny doria
Ny ampitso fanontaniana
Mety ho vatana hangatsiaka
handeha hioty izay zava-tiana
Dieny mbola masoandro baliaka
Isaky ny andro izay mifoha
Mety ho farany io ka tadidio
Ataovy andro feno soa
Ho fahataperana ny anio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : dadah sy fafahVisites : 3739
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RyHope
Date : 31/07/2022 07:20
