Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo hery (CFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana_FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ady tononkira.serasera.org sarotra ry tompo
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra uoql ny hrhuql mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny udcy fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra uoql ny hrhuql mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny udcy fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
--------
Rohy:
Hevitra
ValouLaolokely
(
26/07/2016 10:14)
Ny tamba-jotran-tserasera toy itony dia medrika ankasitrahana sy tohanana noho izy mampivoatra Kanto Malagasy, indrindraindrindra izy tena ilaina @ fanamorana ny fitoriana ny Filazantsara an-kira.
Misaotra indrindra tompoko.
Misaotra indrindra tompoko.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana_FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 1737
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ValouLaolokely
Daty : 26/07/2016 10:09
