Avy Masiaka (Black Nadia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nisy moment zah
Mba nangala congé
Satria za mikarakara
Mon petit Bradley
Nimenomenona nareo mpankafia
Tamin'ny télé sy FB
Hoe aiza hono ianao
Ry maman blindée

Misy antony aho matoa tsy taitsa
Ka androany aho vao hoavy ndraiky
Tsy manao fiavin'ny tafara
fa zah Mbola hamita devoir
(De lalana efa vita mbola ho tohiza)

Ref: Afehezo ny ceinture
Hereo soa ny fermeture
Fa tsy miaraka amin'i Black eh
Tsy vitavita io n'y androany eh
Vangoako mare, vangoako mare

Avy masiaka eh (x8)

2. Hafa avao ny tompony
Tsy miahotsahotsa eh
La mozika toy
Indesiko maty eh
Ndre iha hi sabotazy
Ndre iha hanely tsaho
Ampy izay koa eh
fa navy ndraiky zaho

Zaho eto anao mozika hampandihy antsika
Ambiansy tsy fahita Io tsy vita
Alaviro ratsy ampiliro ny soa
Tsy misy mihemitsy fa mirosoa
Tsy misy mi abandonne

Ref : Afehezo ny ceinture...

Tonga de ny Vava aloha tsy miandry ela
Tsisy qu est-ce qu'il y a fa Tonga de lera
Vangoako mare
Retour du flamme
Iaho tsy ho reseeee
Coco.... kôtôkôtô....
Olo-jiaby mi danse

...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Black Nadia
Visites : 118
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solomona17
Date : 18/08/2024 19:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739