Commentaires sur Noël Noël

Revenir à Noël Noël Ajouter un commentaire
hery ( il y a 8 heures)
Raha ilay APK misy internet (misy pub) dia mitranga avy hatrany rehefa hitanao eto.
Raha ilay apk tsy misy internet (tsy misy pub) dia isaky ny misy mise à jour.
FEFIA1 ( il y a 9 heures)
Ary Ilay nampidirina ireny hafirina VAO tokony hivaoka any anaty apk, azafady
hery ( 20/12/2015 19:58)
Ny titre ve no notadiavinao?

Andraso jerena raha toa ka mitovy ny zavatra nampidirinareo
noor2015 ( 20/12/2015 10:49)
Fa rehefa tadiavina ilay izy dia lazaina tsy hita hany ka mba maampiditra ny tena nefa mipoitra indray ny an'ny hafa nampiditra teo aloha rehefa vita ny an'ny tena??inona re no mahatonga izany azafady???
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.1649