We love Moujanga (Basta Lion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay any eh! Aminay any eh!
Moujanga we love ya, Moujanga we love ya

Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova
Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova

Original Ganjaman
Moujanga misy Artiste boko real champion bradda
Original Shao Boana
Toto Mwadjani, boko real Basta Lion
Original Ganjaman
Zoky Moumousse, boko Oashna Tess, big up Selek’ston
Original Ganjaman
General Degree, boko ganjaman vibration

Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova
Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova

Passage'nao ao mety, feeling io treky
Raha ilainao jiaby totazeky
Hafanana io hafa nenty, la plage misy
Koa mafana anao, mandeha miseky
Sôma jusqu'à maraindray, io tsy vita
Bord de la mer, boîte, ritarita
Avia anao mizaha Man, koa te ahita
Rude boy ato, tsy mandafo sôma hita

Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay any eh! Aminay any eh!
Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay eh! Aminay eh!

x2
Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova
Moujanga we love ya, tany hodiany masôva
Moujanga we love ya, fitiavako anao tsy miova

Tany nilatsahan'ny tavony
Majunga tsy ambelako ambany fa ambony
Na ho aiza ho aiza zaho fa anao ambony
Tany Real Don Dada, kai tsy mety hozonina
Ambalakash nanombohana inspiration
Izay nahatonga nom nakà Basta Lion
Tsy amidy, tsy atakalo ianao Ganjaman x2

Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay any eh! Aminay any eh!
Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay eh! Aminay eh!
Aminay any eh, enjana aminay any eh!
Mafy tsaratsara aminay any eh! Aminay any eh!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Basta Lion
Visites : 447
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 08/05/2025 12:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709