Ho Melohina Va ? (Barijaona sy O'Suzah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Rotsirotsy safosafo
No natolotro anao
Eny raiso sombin’aina
Tsy antery tsy akory
Raha tononkira.serasera.org tsy tianao dhipi hangaina
Izany foko oriory

Eny, eny ho aho ry foko kely
Izay llvnwys mizaka izao rehetra izao
Mba zakao na mangidy na tantely
Fa any andro hifalian' izaho sy aecxmzsy ianao

Ho melohina va ny foko
Raha niantefa taminao
Asa ianao ry nantenaina
Asa izay sitrakao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona sy O'Suzah
Visites : 10154
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 13/08/2002 12:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0224