Mausolée (Backom)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mihavonavona kara tsy ho faty miregnireny kara fomban'ny tany
ka ra ty vava fa mbola
hidirandoza a
mihavonavona kara tsy ho faty
miregnireny kara fomban'ny tany
ka ra ty vava fa mbola
hidirandoza a
mihevera a
fa mandalo
mevera aaaa
fa mbola ho vovoka a
mevera a
fa mandalo
mevera namako ooo
fa mbola ho vovoka
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
fa miavonavona
fa mbola ho faty
renireny kara fomban'ny tany
ra ty vava a
mbola hidirandoza
androany enao mirehareha
amaraina mety lavo ra mandeha
malama anie ety ambony tany
androany enao mirehareha
amaraina mety lavo ra mandeha
malama anie ety ambony tany
mihevera a
fa mandalo
mevera aaaa
fa mbola ho vovoka a
mevera a
fa mandalo
mevera namako ooo
fa mbola ho vovoka
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
--------
Lien:
Commentaires
ANARIM
(
21/04/2017 13:29)
inona moa izany ilay A B D E ...????
ranins
(
22/04/2017 05:49)
Slt
A=La
B=Si
D=Ré
E=Mi
Notation anglaise io, mijery google kely fotsiny dia tsy sahirana
A=La
B=Si
D=Ré
E=Mi
Notation anglaise io, mijery google kely fotsiny dia tsy sahirana
