Noel 'zio (Babaique)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asa ombiaña atsika hifañaraka?
Sa banjaiñy ho lovain'ny taranaka?
Asa ombiaña atsika hikoraña tsara?
Sa 'fa vitan'ny "Mba'tsara" "Mba'tsara"?

Asa ombiaña atsika hiaraka hihinaña,
Hifampizara fitiavaña ankitiñy?
Sa hiambësaña nindry ialan'ny fahiñana,
'Zay vo hivorivory amin'ny tsy fidiny?

Mba ombiana eky m'a antëna 'zeñy
Tsy hañiañ'olo amin'ny fahotany?
Fa mba handefitry hifeñy
Fahadisoaña tsy lany eto an-tany...

Mba tiako eky ny hahitaña
Irô tsaiky jiaby hifampitàna tàñana
Hihira hiran'ny bàbany...
Hihira hiran'ny zàmany...

Mba Noel zio ô
Antsika Jiaby hagnôva fô
Nöel! Nöel
Mba Nole zio ô
Ariagna ny lolompo
Ny fety hifanesisesy, ze vao mandefitra ndreky

Mba Nole z’io ô
Antsika Jiaby hagnôva fô
Nöel! Nöel
Mba Nole z’io ô
Ariagna ny lolompo
Ny fety hifanesisesy, ze vao mandefitra ndreky
Nöel! (20x)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Babaique
Visites : 1052
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 28/12/2019 09:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0774