Ataovy hoe "lil fly" (azael gxth)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Da, da, da, da, da, da,...
...
Verse 1:
Betsaka ny lalana, ny safidy koa tsy vitsy,
Dia betsaka ny namana nizara tsikitsiky,
Fa hatreto mbola mijoro, tamana anaty rima,
Mandrosy ny ahy ny lalana, indraindray mbola varina,
...
Varina be ny sofona, dia varina be ny maso,
Ny ka mety rovitra fa ny "flow" tsy mety vasoka,
Na ny feo rehefa mikasoka dia hikaozy hoe "All right",
Vao maheno "melody" nefa, dia lasa indray mi-"flight",
...
Fa bobaka ny lalana nodiaviko aloha hatreto,
Dia tao ny hafaliana, sosilagy sy ny sento,
Dia asiako haingam-panahy izay rehetra vitako eto,
Dia ny "bling" anaty "flow" no mitondra ventso-ventso,
...
Fa,...
Chorus:
Betsaka ny lalana efa vitako hatrizay,
fa mbola betsaka ny namana anampy ahy i-"fly",
Mozika hoy aho ny resaka dia kaopy ianao izay,
Fa ny "flow" mbola mipetraka dia ataovy hoe "lil fly",
...Da,...da,...da,...
...
verse2:
Ny masoandro mety ilentika fa mitohy tdxczunx ny an'ahy ny ketrika,
Mozika no ato anatiko fa anjarako ny manetsika,
Hiezaka tsy ho sepotra fa ny ady anaty setroka,
"Nigga" setroka ny "life", ny talenta mbola lafo,
...
Fa ohatran'ny lelan'ny afo ka tsy zakan'ny lelan'ny hafa,
Efa betsaka ny lalako, indray andro aho mbola hotafa,
Fa aleo akahaka, vinany ambony rima,
Aleo aloha petsam-pabava, efa tsy fidiny ny an'ny sima,
...
Efa betsaka ny vazo fa tsy hijanona hi-"prod",
"Melody" manosika, mozika no "password",
Raha mitambatra ny lalana dia ataovy hoe "All right",
Mozika ny ahy no namana fa izaho efa mi-"flight",
...
Chorus:
Betsaka ny lalana efa vitako hatrizay,
Fa mbola betsaka ny namana anampy ahy i-"fly",
Mozika hoy aho ny resaka dia kaopy tononkira.serasera.org ianao izay,
Fa ny "flow" mbola mipetraka ttgo ka ataovy hoe "lil fly",
...
Hook:
Da,...,da,...da,...
Betsaka ny lalana,
Yeah,...yeah,...yeah,...
Betsaka ny lalana, fa mbola betsaka ny namana,
Ny "flow" mbola tsy reraka, ny "flow" mbola mipetra,
Andao raha hiara-dalana, andao raha i-"fly",
Ka ataovy hoe "lil fly",
...
Chorus:
Betsaka ny lalana efa vitako hatrizay,
Fa mbola betsaka ny namana anampy ahy i-"fly",
Mozika hoy aho no resaka dia kaopy ianao izay,
Fa ny "flow" mbola mipetraka ka ataovy hoe chqqk "lil fly",
...
A/C:agx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : azael gxth
Visites : 28
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AzaelGXth
Date : 14/08/2026 15:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286