De izay ianao ve! (AYER'S)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara sisa ny antsika roa
Ilay xeypzecn fitia izay niriana ho mandramaty
'zaho anefa mba nankatoa
Satria 'zaho nanaja ilay fanekena teo aloh
Nivadika ny pejy taty aoriana
Tsisy era tsisy dinika fa lasa ianao
Tsy sahy niteny aho fa aleoko mangina
Tsy hi-cause tsony aho
Fa raha izay no mety mety aminao...
Lasa ianao nandeha any
Nilaozanao irery teto aho
Tsy tononkira.serasera.org mba nahazo fanazavana 'zaho
K'aleoko nanolo vaovao (x2)
De izay ianao ve? (X3)
No hiseho ampitambitamby ahy
De izay ianao ve (x3)
No hiseho ampijalijaly ahy.
Tsy manambany akory 'zaho sanatria
Fa tena tsy zakako ilay donam-pitia
Izaho mba nihevitra hoe mba ho doria
Nataonao kaud tsinotsinona anefa
Ilay fitiavako iny.
Nande ny andro,ny taona, taty aoriana
Tonga ilay ciqcwy anjarako zay nasolo anao
Ka resy teo ihany ilay hakiviana
Ka dia veloma ianao(x3) ry tiko taloha(x3)
Ref (......)
Ilay xeypzecn fitia izay niriana ho mandramaty
'zaho anefa mba nankatoa
Satria 'zaho nanaja ilay fanekena teo aloh
Nivadika ny pejy taty aoriana
Tsisy era tsisy dinika fa lasa ianao
Tsy sahy niteny aho fa aleoko mangina
Tsy hi-cause tsony aho
Fa raha izay no mety mety aminao...
Lasa ianao nandeha any
Nilaozanao irery teto aho
Tsy tononkira.serasera.org mba nahazo fanazavana 'zaho
K'aleoko nanolo vaovao (x2)
De izay ianao ve? (X3)
No hiseho ampitambitamby ahy
De izay ianao ve (x3)
No hiseho ampijalijaly ahy.
Tsy manambany akory 'zaho sanatria
Fa tena tsy zakako ilay donam-pitia
Izaho mba nihevitra hoe mba ho doria
Nataonao kaud tsinotsinona anefa
Ilay fitiavako iny.
Nande ny andro,ny taona, taty aoriana
Tonga ilay ciqcwy anjarako zay nasolo anao
Ka resy teo ihany ilay hakiviana
Ka dia veloma ianao(x3) ry tiko taloha(x3)
Ref (......)
--------
Lien:
