Tiko ianao (ASKIN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yehh!, ASKIN!!., an'lah zao!!!.
Yeh! Yeh! Yeh!.
Aay!!!.

Ah! ah! ah! ah!, Tiko ianao, tiko ianao (3×)
Nefa rah tsy poensa de aleo ihany amizao.

1:
Nefa tsy izy ilay nitia voalohany fa zah
Fa izy no grand anaty revy na vazaha
Raha hiteny je t'aime izy tsy mila sopapa
Satria ny anazy manam- bola be maman sy papa
Tsy hoatra ny anay
Tsotsotra tsy de manana Dada sy Neninay
Manaiky zah fa diso satria zah no kôfboay
Tsy nilaza taminao ny tao am-poko hatramizay.

Ref:
De aleo andefitra ny fitiavako efa jamba
Fa nafangariko ny fitia sy ny saranga
Tsy kivy zah tsy ketraka fa manome courage
Satria izy koa fréro efa hatram mbola zaza.

Vao nahita anao voalohany zah
Tiko ianao fa tsy voalaza
Taty aorina ianao vao lasa
Eny antratrany namorona revy hafa

Ah! Ah! Ah! Ah!. Tiko ianao, tiko ianao (3×)
Nefa raha tsy poensa de aleo ihany amizao.

2:
Tia ao fa tsy poensa de aleo mangina
Ajaniko ho nofinofy eny ambony fandrina
Masinao mijery tiko ra zaho no banjininy
Anotanio azy fa nataoko ho andry le zah le bandy iny
Nefa!
Tsara tsodrano raha tsy bonne
Indray mandeha no manta vary zah tsy iabandone
Tsy hamadika anazy aho satria izy akama bonne
Raha folaka ary zah mbola izy no akana bôme.

Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASKIN
Vangy : 6920
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : centinno
Daty : 07/03/2016 11:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975