Magneva (Arnaah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kara fitiavako tononkira.serasera.org vary fgnkah anao baby oh
izy koa tsisy anao zaho marary tiako oh
manintsinintsy zaho tsy ankilanao
baby eh,ngôma2 zaho lavitr'anao

[zaho saropiaro aminao iny e!
saropitiavana anie zaho kytouqwy oh
cheri k'aza amezanao tsiny
tsy ananako maro xgtq anao oh]2x

magneva,magneva 2x
[antsika roa magneva
alaiva za alaiva]2x

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Arnaah
Vangy : 23538
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Shcwarzeneric
Daty : 07/08/2016 09:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384