Am-pelatànanao (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ilay fitia,
Natolotrao ahy
Nomenao ilay hosotra hanafak'ahy
Fa Ray ooo, tsara ianao

Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara ianao

Fa ianao mpamindra fo
Fa ianao mpanome soa

Am-pelatananao, ny faniriko hatrizay ny eo akaikinao
Ny fahasoavanao, no nahatoy izao ahy sy mahatsara be fitia ianao
Mandrakizay !!!!! (x2)

Am-pelatananao...........

Ianao ilay masoandro, mamiratra ho ahy
Tsy mety maty fa mamelona ahy
Fa Ray ooo, tsara Ianao

Ianao mpiandry ondry, tsara fanahy
Tsy mba manary na mpanota aho
Fa Ray ooo, tsara Ianao

Fa Ianao mpamindra fo
Fa Ianao mpanome soa

Ref: ....

Fa tsara Ianao, fa Ianao mpanome soa
Ho deraiko tokoa Ianao ry ilay Tsitoha

Ref: ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ariane
Visites : 24735
Préférés : 7 J'aime
Ajouté par : deraxratsima
Date : 10/11/2016 11:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719