Ampaherezo (Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rakotr’aizim-pahotana ny ety
Feno fandrika avokoa izay aleha
Jesoa ô! Raha sitrakao ampio aho fa
Tena tsy hitako intsony izay atao

Mbola lavitra nefa ny làlan-kizorako
Tsy maintsy mandeha satria ny adidy marobe ka
Meteza re, Jesoa hialoha ny làlako
Ampaherezo aho fa mila hamoy fo
Ampaherezo mba ……………………….tsy hamoy fo

A/C: ANDRIANJAKANIRINA Manantsoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Fahazavana Ambohitrinibe (A.F.A)
Visites : 1331
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : s.aina
Date : 29/11/2016 13:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734