Mino aho (Anitra Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavanao anay anie ry Ray
Dia tsy miova mihitsy hatrany hatramin’izay
Ka mino Anao aho, matoky Anao aho
Ny herin’ny fanahinao no asandratro
Mamela anay re ny ota vita
Fa maro ny Satana mielingelina ety
Ka mino Anao aho, matoky Anao aho
Esorinao ny geja isalorako
yleolnte Ref : Ampidirinay an-tsaina ny finoana Anao
Fa Ianao mpitantana mpanafaka
Hitia, hitia dia tena tia
lmrkv Ny fitiava(na) nomenao
gjklnhug Ka tsy hiala ato am-poko
Arivo taon amaro lasa izay
Nohomboina t@ hazo fijaliana Ianao
Ka voaporofo ary ny ftia
Ianao no zanak’Andriamanitra mahery
Nataonay ry Ray ny asa fitoriana
Mba ho voasakan’ny Hery ny asa maizina
Raha mbola miaina aho, raha mbola miaina aho
Hianao no zanak’Andriamanitra Mahery
Ref
Ny tononkira.serasera.org fitiavanao anay anie ry Ray ….Dia tsy miova mihitsy hatrany hatr@izay./.
Dia tsy miova mihitsy hatrany hatramin’izay
Ka mino Anao aho, matoky Anao aho
Ny herin’ny fanahinao no asandratro
Mamela anay re ny ota vita
Fa maro ny Satana mielingelina ety
Ka mino Anao aho, matoky Anao aho
Esorinao ny geja isalorako
yleolnte Ref : Ampidirinay an-tsaina ny finoana Anao
Fa Ianao mpitantana mpanafaka
Hitia, hitia dia tena tia
lmrkv Ny fitiava(na) nomenao
gjklnhug Ka tsy hiala ato am-poko
Arivo taon amaro lasa izay
Nohomboina t@ hazo fijaliana Ianao
Ka voaporofo ary ny ftia
Ianao no zanak’Andriamanitra mahery
Nataonay ry Ray ny asa fitoriana
Mba ho voasakan’ny Hery ny asa maizina
Raha mbola miaina aho, raha mbola miaina aho
Hianao no zanak’Andriamanitra Mahery
Ref
Ny tononkira.serasera.org fitiavanao anay anie ry Ray ….Dia tsy miova mihitsy hatrany hatr@izay./.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anitra SarobidyVisites : 2831
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raozigasy
Date : 28/12/2009 23:41
