Inty aho (Anitra Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly foana izahay Tompo ô
Fa voavelanao ny ota ratsy izay fanao
Koa raison y tononkira.serasera.org saotra atolotra Anao
Fa Ianao no Tompo Mpamonjiko
Inty aho fa vonona oenqis hitory Anao
Sy hanao ny asanao kuqmo raha mbola velona
Tompo be fitia
Raha mbola eo ny masoandroko ety
Dia tsy maintsy Ianao no mitantana ny dia
Ary izay rehetra nataoko tety
Dia ho voninahitro Tompo ô
Inty aho fa vonona hitory Anao
Sy hanao ny asanao raha mbola velona
Tompo be fitia.
A/C evtflsac Hajatiana RAMAMBAHASINA dit balack
Fa voavelanao ny ota ratsy izay fanao
Koa raison y tononkira.serasera.org saotra atolotra Anao
Fa Ianao no Tompo Mpamonjiko
Inty aho fa vonona oenqis hitory Anao
Sy hanao ny asanao kuqmo raha mbola velona
Tompo be fitia
Raha mbola eo ny masoandroko ety
Dia tsy maintsy Ianao no mitantana ny dia
Ary izay rehetra nataoko tety
Dia ho voninahitro Tompo ô
Inty aho fa vonona hitory Anao
Sy hanao ny asanao raha mbola velona
Tompo be fitia.
A/C evtflsac Hajatiana RAMAMBAHASINA dit balack
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anitra SarobidyVisites : 2852
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raozigasy
Date : 28/12/2009 23:41
