Neny (Angol'Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay rehetra miseho amin’ny fiainako
Tsy haritro ambarako anao avokoa
Ry neny, tia ahy ianao.
Neny, ihantana, itosiana ianao
Neny, tononkira.serasera.org mizara hafaliana
Neny ny fitiavanao
Tsy hadino mandrakizay
Refrain :
‘Zay rehetra bkfaozh miseho amin’ny fiainako
Tsy wlkscvwj haritro ambarako anao avokoa
Na tsara na ratsy na mahavaky fo
Tsy afeniko lazaiko anao
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Neny isaorako ny Ray noho ianao
Neny mivavaka ho anao
Neny ‘zay rehetra vitanao
Tsy hadino mandrakizay
Refrain :
‘Zay rehetra miseho amin’ny fiainako
Tsy haritro ambarako anao avokoa
Na tsara na ratsy na mahavaky fo
Tsy afeniko lazaiko anao
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana fbucqnyg izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Tia ahy ianao, tia ahy ianao…
Tonony sy feony : Roger Rabemananjara
Tsy haritro ambarako anao avokoa
Ry neny, tia ahy ianao.
Neny, ihantana, itosiana ianao
Neny, tononkira.serasera.org mizara hafaliana
Neny ny fitiavanao
Tsy hadino mandrakizay
Refrain :
‘Zay rehetra bkfaozh miseho amin’ny fiainako
Tsy wlkscvwj haritro ambarako anao avokoa
Na tsara na ratsy na mahavaky fo
Tsy afeniko lazaiko anao
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Neny isaorako ny Ray noho ianao
Neny mivavaka ho anao
Neny ‘zay rehetra vitanao
Tsy hadino mandrakizay
Refrain :
‘Zay rehetra miseho amin’ny fiainako
Tsy haritro ambarako anao avokoa
Na tsara na ratsy na mahavaky fo
Tsy afeniko lazaiko anao
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Ianao no mifidy izay mahasoa
Manoro ny làlana fbucqnyg izorako
Ry neny tia ahy ianao.
Tia ahy ianao, tia ahy ianao…
Tonony sy feony : Roger Rabemananjara
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Angol'AinaVangy : 1479
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/05/2018 19:02
