Tsisy hahasolo anao (AMIZOU SY SATIRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[AMIZOU]:
Tsy hahita intsony aho na hitady
Olona toa anao iny
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Koa adinoko avoko
Ireo tantarako taloha
Fa efa niova izao ny fiainako
Fa tojo tononkira.serasera.org ilay anjarako.
[Bridge]:
Ka tsy hahita toa anao intsony aho,
Na hoteteziko izao rehetra izao
Fa ny foko efa lasanao any,
Lasanao any manontolo.
Ka tsy hahita toa anao intsony aho,
Na hoteteziko izao rehetra izao
Fa ny foko efa lasanao any,
Lasanao any manontolo.
Ouh ouh ouh....
Ouh ouh ouh....
Mahatsiaro sambatra aho,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao.
[Refrain]:
Aiza intsony no ahitako
Olona toa anao iny
Fa ianao ilay namafa
Ny ranomasoko fahiny,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao
Fa nampiova izany fiainako,
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Ilay andro nahitako anao.
[TIMOTY]:
Voadonam-pitia ka tsy nanantena intsony
Fa mbola hisy masoandro
Hitaratra avy eny ambony,
Fa ranomaso lava no niainako rery
Zaho ve no tsotra loatra sa tsy nahay nitia
Fa voadona matetika, fiainako safelika
Niovaova mouchoir za isaky ny mbetika
Ka naleoko nisafidy hody mandrakizay
Fa soa fa tojo anao za ka tsy maty indray
Fa taminao jsmyetp aho mahery,
Taminao aho tsy very,
Taminao nahay nitia
Mahatsiaro sambatra ery
Fa tojo olo gxksh hendry, tiako sady tia zah
Ka foiko ho anao jiaby
Izay rehetra momba anah
Ka isaorako ny avo, fa zaho efa lavo
Fa mbola niarina indray,
Nomeny anao zah ravoravo
Fa mino aho fa tsisy intsony
Raha ny hahasolo anao
Na mbola hoteteziko ary izao tontolo izao
Fa mino aho fa tsisy intsony
Raha ny hahasolo anao
Na mbola hoteteziko ary izao tontolo izao
Shi yeah ! An, izao tontolo izao
Shi yeah ! Ahan, tsisy hahasolo anao.
[Refrain]:
Aiza intsony no ahitako
Olona toa anao iny
Fa ianao ilay namafa
Ny ranomasoko fahiny,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao
Fa nampiova izany fiainako,
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Ilay andro nahitako anao.
AMIZOU]:
Tsy hahita intsony aho na hitady
Olona toa anao iny
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana.
(Amizou & Satiro jtaiq in album 2020)
Nampiditra: Amizou
Tsy hahita intsony aho na hitady
Olona toa anao iny
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Koa adinoko avoko
Ireo tantarako taloha
Fa efa niova izao ny fiainako
Fa tojo tononkira.serasera.org ilay anjarako.
[Bridge]:
Ka tsy hahita toa anao intsony aho,
Na hoteteziko izao rehetra izao
Fa ny foko efa lasanao any,
Lasanao any manontolo.
Ka tsy hahita toa anao intsony aho,
Na hoteteziko izao rehetra izao
Fa ny foko efa lasanao any,
Lasanao any manontolo.
Ouh ouh ouh....
Ouh ouh ouh....
Mahatsiaro sambatra aho,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao.
[Refrain]:
Aiza intsony no ahitako
Olona toa anao iny
Fa ianao ilay namafa
Ny ranomasoko fahiny,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao
Fa nampiova izany fiainako,
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Ilay andro nahitako anao.
[TIMOTY]:
Voadonam-pitia ka tsy nanantena intsony
Fa mbola hisy masoandro
Hitaratra avy eny ambony,
Fa ranomaso lava no niainako rery
Zaho ve no tsotra loatra sa tsy nahay nitia
Fa voadona matetika, fiainako safelika
Niovaova mouchoir za isaky ny mbetika
Ka naleoko nisafidy hody mandrakizay
Fa soa fa tojo anao za ka tsy maty indray
Fa taminao jsmyetp aho mahery,
Taminao aho tsy very,
Taminao nahay nitia
Mahatsiaro sambatra ery
Fa tojo olo gxksh hendry, tiako sady tia zah
Ka foiko ho anao jiaby
Izay rehetra momba anah
Ka isaorako ny avo, fa zaho efa lavo
Fa mbola niarina indray,
Nomeny anao zah ravoravo
Fa mino aho fa tsisy intsony
Raha ny hahasolo anao
Na mbola hoteteziko ary izao tontolo izao
Fa mino aho fa tsisy intsony
Raha ny hahasolo anao
Na mbola hoteteziko ary izao tontolo izao
Shi yeah ! An, izao tontolo izao
Shi yeah ! Ahan, tsisy hahasolo anao.
[Refrain]:
Aiza intsony no ahitako
Olona toa anao iny
Fa ianao ilay namafa
Ny ranomasoko fahiny,
Mahatsiaro sambatra aho
Fa manana anao
Fa nampiova izany fiainako,
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana
Ilay andro nahitako anao.
AMIZOU]:
Tsy hahita intsony aho na hitady
Olona toa anao iny
Nahitako fahasambarana,
Nahitako fiadanana.
(Amizou & Satiro jtaiq in album 2020)
Nampiditra: Amizou
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMIZOU SY SATIROVisites : 27
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Amizou
Date : 22/10/2026 18:46
