Jehovah ô (Amboram-Peo Feon'ny Miantso (APFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô, Jehovah ôAza izahay, aza izahay
No omenao voninahitra
Fa ny anaranao ihany
Noho ny famindram-ponao
Sy ny fahamarinana
(Nahoana) Ny jentily
No manao hoe :
Aiza izay andriamaniny?
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboram-Peo Feon'ny Miantso (APFM)Visites : 479
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APFM
Date : 16/10/2022 22:52