Ampidiro aloha ny tenimiafina
Magic (Alp ft zakai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahantrana efa hitako tamn 4K sy tamin'ny vesion ana HDMpifaninana rehetra voa passe-de
Ny inspiraka avy eny amn quartier
Déterminer ny tarigetra, tsy miraiky amn resaka tasse-pe
Tsy miraika amn tata an'ny adve
Satria zah focaliser anatina sera mampiditra mili
F*ck elah sy ny ekipa ana mimi
Ampiadaniko aloh ny family
Zay ah vao mikisaka ety amn city
Rap Gasy efa tsy asiko sira fa eny amn tampony indrindra ah m'pipi
Ny MC te ho 2Pac, BIG E
Zah raha maty eo akaikin'ny J.J.R
Ze kôzy rehetra miainga eo tsisy diso
Game boten'ny Big Dick
Elah variana manao 6 9
Ny ah ny tanjaka miakatra 10 10
Ndana ndray kozio Dada hividy kitro de manao catalogue ety amin'ny tieks
Te ho boto nigha fa vao miteste ny tarehy anaovako diso fito
Zah bandin'ny Favelas milliards ny ato anaty cabessa
Ny ah ny tanako mandeh ho azy raha dégât dégâts mety andeh rà
Tengenako sale na misy melow na atao Acapella
9milly ao anaty sac raha mitetika hitondra sandry elah
Mamay, Gucci, Fendi, Balmain
Ny akizinao te hiaraka aminay
Fa raha diso lalana aty iny androany de laninay
May may, mi'inst anaty FIp ny ekipan'ny ... Fa mialohan zani aloh mila mvidy ze zavatra kiffen'ny Family
F*ck ny akama ze malok'ila
variana mijery ah ndry tady ho gila
azafady somary rakay fa Rap ny ataoko fa tsy manquina
Hi-Gucci nefa poche aza tsisy dilam
ALP sy ZAKAI zani yst ynal
Vao miainga ny avion ah avy any Paris de mifanena ny tsw1 kely diso ty raha
Holla ma negga,For real shit
Foufou magie, mandalo ah de ny sipany tsita
alaiko ny euro any andafy, anaty racily mivarotra Beu R., m'shit
raha tsisy ah mivalana ny feo amn 9
Natsantso nenazy de nasikou sira
Aleo ndray aloh tsika hitaingina Fr f'efa nojenjematsika raha ny sy-ga
Efa n'f*uck'entsika kou raha ny sipany
Sandra sy Stéphanie
Nangataka feat lerony sadaikatra be ah fa tsisy valiana
Raha mafy be elah kitio ny famille
Jiolahy be ra-Zakai zay vao nihira
Na zandry na vécu elah voa-nique
N'iza n'iza andalo zahay tsy mpanika
6KRIO anaty faritra Be-Her ao anaty sac
Refa tsy hainareo aloh de bôrkeo
maka tasy-tara de notéo zahay sy ny la-Rue mampiara-peo
Zah le nigga tonga tampotampoka hi-baise anazy ah 4pattes
Miseo mahatoky tena voa'feinte eo ze niainanlah tsika efa teo mpetraha lah tsara sao ho faty eo
Nampiditra: David jiah
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Alp ft zakaiVisites : 304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Djiah
Date : 15/08/2025 11:55
