Iny làlana (Akon'ny fanantenana(Jangany))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy làlana tsara Azo antok'indrindra
Lalan'ny famonjena
Nefa vitsy mpandeha
O mba lalaman-kaiza
Iny làlana iny?
Lalan'ny famonjena nefa vitsy mpandeha
Misy làlana hafa
Làlan-kanto ny maro
Làlam-be n'i satana nefa maro mpandeha
O mba làlaman-kaiza
Iny làlana iny?
Làlam-be n'i satana
Nefa maro mpandeha
O miomana ianao fa
Feno fandrika maro
Iny làlana iny
Mitandrema ianao
O mba làlaman-kaiza
Iny làlana iny?
Iny làlana iny
Mitandrema ianao!!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny fanantenana(Jangany)Visites : 1754
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : odilontodisoa
Date : 19/12/2016 15:55