Hihira ho Anao aho (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nandalo ny fotoana, ny andro
Nisedra zava-maro tokoa
Nitory, nizara izay mahasoa
Ny teny Masinao ry Ilay Tsitoha

Fiv: Ndreto izahay mijoro
Hanavao ny tenanay
Koa asandratray ny dera
Ho Anao Mpanjakanay

2-Mangataka aminao 'zahay ryJesoa
Hitarika anay lalandava
Ny teninao no tokinay, hifaharanay
Handresenay ireo fahavalonay

Bridge : Hihira ho Anao aho raha mbola velona.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1568
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727