Andriamanitro ianao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra ô, Andriamanitro Ianao
Ny fiainako rehetra dia tsapako izao
Raha lavitra Anao tsy misy andry hijoro
Toa manda ratsy fototra hikoro

Fiv: Isan’andro isan’andro aho ry Tompo
No manalavitra Anao
Tsy hain’ny foko sy ny saiko
No manatanteraka ny didinao
Ny sitrapoko no mibaiko ny fiainako
Ny sitrakao ry Tompo takonako

2-Maniry ny foko, mikasa tokoa
Ny hanao ny tsara sy hanao ny soa
Ny heriko irery anefa tsy ampy tsy mahefa
Ampio aho fa Ianao no heriko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1604
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737