Wamafisko (A&G Ofisialy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1

Hatr'izay nifamatorana tô niaina an-kafaliana
Mahatonga ireo voasarika tô ny any an-kafa liana
Ka hatramin'ireny jamba sy ze mitsiriritra
Tsy afaka ny hisampana fa ze mitsiry ritra

Matoa mbola mandalina ny hanara-dalàna a
Matoa mbola vonona ny hanary hadalana a
Satria vatako madinika, ny saina ny ahy mateza
Ka matoa mbola mandinika, ndry tiako ho maty teza

Tsy hoe lainga velively ndry tsy tiako hitondra faisana
Fa tiako raha hoe isika roa no hiaraka ho iray fasana
Rehefa mahatsiaro vizana aho tsy mila mitrotrotra
Satria ny eo akaikiko efa misy andry hanotra

Ato ho ato indray ky isika de fa ho eny an'alitara
Fa ny bandy rehefa tia tsy mahay love taratara
Repetevako eto indray fa tsisy kôzy-na bagara
Hoe resaka vrai ny ahy fa tsy setro-na sigara.

Ref: ....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A&G Ofisialy
Visites : 2302
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ginyellow8
Date : 01/10/2016 07:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708