Efa Resiny (Afami - FJKM Ankadivoribe Famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Efa resiny ny fahafatesana
Na ny maty aza efa natsangany
Izay olanao anio, eto eo Aminy
Fa Izy no hiady ho anao

1.Nivezivezy ianao, nitady izay mahasoa
Toa reraka sy osa tokoa
Difotry ny ady, tononkira.serasera.org olana maro
Tsy misy hianteherana
Tsy misy mpiharo

Anio lazaiko anao, Izy efa nandresy
Ary te hampandresy anao

Ref. Efa resiny ny fahafatesana
Na ny maty aza efa natsangany
Izay olanao anio, eto eo Aminy
Fa Izy no hiady ho tliplpv anao

2.Aza misalasala fa tapaho ny hevitrao
Manantona Azy, atolory azy ny etanao
Apetrao mfqbccp aminy avokoa ny adinao rehetra
Fa tsy misy tsy hainy atao
Matokia Azy nqxgabuz ianao

Anio lazaiko anao, Izy efa nandresy
Ary te hampandresy anao

Ref. Efa resiny ny fahafatesana
Na ny maty aza efa natsangany
Izay olanao anio, eto eo Aminy
Fa Izy no hiady ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Afami - FJKM Ankadivoribe Famonjena
Visites : 1008
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 23/12/2024 09:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128