Jesoa fitiavana (AFAFA (Anjomara Famonjena Andapa Fanasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony 1 (2×)He mahagaga ny fitiavany
Solo : ( He mahagaga ny fitiavany)
Ny fitiavany tsy manam-paharoa
Jesoa anie fitiavana
Refrain
Ny fitiavan'ilay jesoa
(ny fitiavan'ilay jesoa)
Tsy miova anio, mandrakizay
( efa nalatsany ny rany ho anao)
Mba hanadio anao
Nefa ianao dia toa be siasia
Tonony 2
Mbola miantso anao hatramin'izao
Solo( mbola miantso anao hatramin'izao)
Mba hody aminy hiverina indray
Ilay mpamonjy tia anao
Refrain :
Tonony 3
Maro ny ditra sy ny adalanao
Solo( Maro ny ditra sy ny adalana)
Nefa dia mbola miahy ny fiainanao
Ilay mpamonjy tia anao
Refrain :
Tonony 4
Ô miverèna ry ondry adala ô !
Solo( ô miverèna ry ondry adala ô)
Tsy misy Soa hafa tsy ny fitiavany
Jesoa anie fitiavana (3×)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFA (Anjomara Famonjena Andapa FanasinaVisites : 450
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nyantsa05
Date : 23/08/2023 16:46