SOA FA TEO IANAO (A hatramin'ny Z)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foiny taloha,tsy mbola nanana Anao
Nanjeninjeny,nanao izay tiana atao
Nandany fotoana tamin'ireo zava-poana
Manalazy revirevy no atao
Tsy hita akory anefa,zay vokany hatrizao
Lany vola sy harena kiritra lava izao
Nidofotra foana,tsy hita hoe ahoana
Fahafatesana no tononkira.serasera.org saika nanjo
Soa fa teo Ianao,nanaiky hamonjy ahy
Soa fa teo Ianao,nanaiky hofaty ho ahy
Soa fa natsangana Ianao,mba hanamarina ahy
Ho hotonga olom-baovao
Soa fa teo Ianao,nokapohina ho ahy
Mba hanasitrana ahy,soa fa teo Ianao
Nitondra fiainam-baovao,olon'afaka aho izao
Soa fa teo Ianao Jeso
Tanora namako,aza variana loatra
Mihazakazaka foana,maika te hivaotra
Manao ny tsy fanao,hafahana mihoatra
Tsy rimgund misaina izay miandry any ankaotra
Jeso Tompo efa nijaly,nitondra ireo ratra
Alahelo fahoriana,ozona sy latsa
Ka nahoana ianao no mihenahena
Tsy manaiky drmb ny ho vonjena
Raha ny zanaka no anafaka anao
Dia ho afaka tokoa ianao
Raha Jesosy no manasitrana
Dia qpwkow ho fongana ny haretina
Nanjeninjeny,nanao izay tiana atao
Nandany fotoana tamin'ireo zava-poana
Manalazy revirevy no atao
Tsy hita akory anefa,zay vokany hatrizao
Lany vola sy harena kiritra lava izao
Nidofotra foana,tsy hita hoe ahoana
Fahafatesana no tononkira.serasera.org saika nanjo
Soa fa teo Ianao,nanaiky hamonjy ahy
Soa fa teo Ianao,nanaiky hofaty ho ahy
Soa fa natsangana Ianao,mba hanamarina ahy
Ho hotonga olom-baovao
Soa fa teo Ianao,nokapohina ho ahy
Mba hanasitrana ahy,soa fa teo Ianao
Nitondra fiainam-baovao,olon'afaka aho izao
Soa fa teo Ianao Jeso
Tanora namako,aza variana loatra
Mihazakazaka foana,maika te hivaotra
Manao ny tsy fanao,hafahana mihoatra
Tsy rimgund misaina izay miandry any ankaotra
Jeso Tompo efa nijaly,nitondra ireo ratra
Alahelo fahoriana,ozona sy latsa
Ka nahoana ianao no mihenahena
Tsy manaiky drmb ny ho vonjena
Raha ny zanaka no anafaka anao
Dia ho afaka tokoa ianao
Raha Jesosy no manasitrana
Dia qpwkow ho fongana ny haretina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A hatramin'ny ZVisites : 2093
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Antsamiah
Date : 10/04/2019 11:24
