Ampidiro aloha ny tenimiafina
Adalam-pitia
Intro : Dm - C - G - D - A G - A -Am -D G D Em Novolenao tao ampoko lay fitiavana C Bm Em D Ka tsy afa- mandao ny embona anao G D Em Nozarinao aho hahita foana ny endrikao C Bm Em D Anaty nofy aza anilako ianao C Bm G D Fa ny anio no mbola mila anao foana aho Am G D Em - D - G - Em te handre ireo teninao: tena tia Refrain: C D G D Em Te handray teny mamy avy any aminao C D Em Toy ny adalam-pitiavana C D Te ho iray G D Em manimanina ny anilanao C D Em Tsy mahavery dia tsy hita ny atao G D Em Ilay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko C Bm Em D Manaraka ahy foana, malaina ny handao G D Em Mandresy ahy toa mankarary ny aiko C Bm Em D Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao C Bm G D Fa ny anio no mbola mila anao foana aho Am G D Em - D - G - Em te handre ireo teninao: tena tia Refrain: C D G D Em Te handray teny mamy avy any aminao C D Em Toy ny adalam-pitiavana C D Te ho iray G D Em manimanina ny anilanao C D Em Tsy mahavery dia tsy hita ny atao
