Bitsibitsihako anao
Bitsibitsihako anao
do
Irý misy tangozan-tserizy
do
Laingosy aman-taho o,
sol
Laingosy aman-taho
fa
Volentsika harivariva
sol do
Ny akanjondroky o, ampirimpirimo
Ndao ary isika mba ho eny
Jerijereo ho'aho sao misy hadino
Ndao ary isika mba ho eny
Ambarambarako anao
Tetsy an-tanin-dandihazo
Nahita vazo aho
Nahita vazo
Vazo raha mena masoandro
Ny akanjondroky o, ampirimpirimo
sol fa
Ndao ary isika mba ho eny
sol do
Jerijereo ho'aho sao misy hadino
sol fa
Ndao ary isika mba ho eny
sol do
Fa ao an'ala tsy foiko
Ananako anao fato-maty
Saringoringo o
Saringoringo
..........